|
|
|
|

Entrée1  tsy mifanerana
Mots élémentaires  2  tsy, mifanerana
Partie du discours  3  nom
Exemples  4  [2.131] fa mitomany zaza tsy ary
fa fitia tsy mifanerana
sy eritreritra tsy mifanena
ary fitia tsy mifandanja

5  [4.27] Ahitana fandaniam-bola mihoa-pampana mitombo hatrany ny fampielezan-kevitra eto Madagasikara ka tsy mifanerana velively na amin’ny harem-pirenena na amin’ny haren’ny mponina.

Mis à jour le 2024/12/07